Eto Imerintsiatosika indray manohy ny fampielezan-kevitra.
Misaotra anareo tonga maro be !
FIDIO I DADA laharana 25
#fidio_MR_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
FARATSIHO - Manohana anareo. Ny firaisankina no hery. ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
FARATSIHO- Fironam-bokatra 2 jona 2024- 6 ora maraina.
Arovy ny safidinao!
... TohinyFintinina
8 CommentsComment on Facebook
Tsy mba afaka anontaniana any @, Ceni foibe ve io rajout tsy mazava io?
Tena trop!!!
Nasina rajout 517 bé izao . Lany enrietty
Akoho vavy maneno🤣🤣😂😂 efa hita zao fa tsy tian'ny vahoakan'ny faratsihi mbola misisika iany🤣🤣😂
Ity ceni pr ity zany de mangalabato io fona no anapoziny ny vahoko a,
De mbola ho akariny io
Zareo ihany no mandragitra ny vahoaka dia avy eo ny mpitandro filaminana no hatao fitaovana rehefa romotra ny vahoaka
Mihazakazaka izy izany